plt_tn/dan/04/10.md

24 lines
651 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara
# ireo fahitana
ireo zavatra izay hitanao
# lehibe tokoa ny haavon'izany
"tena lava tokoa izany"
# Nananika ny lanitra ny tendrony... ary afaka mahita izany hatrany amin'ireo vazan-tany manontolo
Fiteny an'ohatra izany izay misy fanitarana ny amin'ny haavo sy ny fahafantarana ilay hazo. DH: "Toa mananika ny habakabaka ny tendrony ary ny olon-drehetra amin'ny tany dia afaka mahita azy." (UDB)
# marobe aok'izany ny voany
"nisy voa marobe tamin'ny hazo"
# sakafo ho an'ny rehetra
"sakafo ho an'ny olona sy ireo biby"