plt_tn/dan/04/10.md

651 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ny andininy 1-18, mamaritra ny fahitany avy amin'Andriamanitra i Nebokadnezara

ireo fahitana

ireo zavatra izay hitanao

lehibe tokoa ny haavon'izany

"tena lava tokoa izany"

Nananika ny lanitra ny tendrony... ary afaka mahita izany hatrany amin'ireo vazan-tany manontolo

Fiteny an'ohatra izany izay misy fanitarana ny amin'ny haavo sy ny fahafantarana ilay hazo. DH: "Toa mananika ny habakabaka ny tendrony ary ny olon-drehetra amin'ny tany dia afaka mahita azy." (UDB)

marobe aok'izany ny voany

"nisy voa marobe tamin'ny hazo"

sakafo ho an'ny rehetra

"sakafo ho an'ny olona sy ireo biby"