plt_tn/dan/03/29.md

20 lines
850 B
Markdown

# ny vahoaka, firenena, na fiteny... tsy maintsy ravana, ary ny tranon'izy ireo dia tsy maintsy atao ho fako mivangongo
DH: "Hamiravira izay olona, firenena, na fiteny ireo mpanompoko ... ary hanao ny tranon'izy ireo ho antontam-pako.
# izay vahoaka, firenena, na fiteny izay milaza
Eto ny hoe "firenena" sy "fiteny dia maneho olona avy any amin'ny firenen-tsamihafa izay miteny amin'ny fiteny samihafa. Jereo hoe ahoana no nandikanao ny andian-teny mitovitovy ao amin'ny 3:3. DH: "izay olona avy any amin'ny firenena, na izay miteny amin'ny fiteny fiteniny"
# milaza zavatra hanohitra ny Andriamanitr
"milaza teny izay tsy manaja an'Andriamanitra"
# dia tsy maintsy ravana
"dia tsy maintsy handray ny vatany horavaina"
# tsy misy andriamani-kafa afaka manavotra tahaka izao
DH: "ny Andriamanitr'izy ireo ihany no afaka mamonjy tahaka izao"