plt_tn/dan/03/29.md

850 B

ny vahoaka, firenena, na fiteny... tsy maintsy ravana, ary ny tranon'izy ireo dia tsy maintsy atao ho fako mivangongo

DH: "Hamiravira izay olona, firenena, na fiteny ireo mpanompoko ... ary hanao ny tranon'izy ireo ho antontam-pako.

izay vahoaka, firenena, na fiteny izay milaza

Eto ny hoe "firenena" sy "fiteny dia maneho olona avy any amin'ny firenen-tsamihafa izay miteny amin'ny fiteny samihafa. Jereo hoe ahoana no nandikanao ny andian-teny mitovitovy ao amin'ny 3:3. DH: "izay olona avy any amin'ny firenena, na izay miteny amin'ny fiteny fiteniny"

milaza zavatra hanohitra ny Andriamanitr

"milaza teny izay tsy manaja an'Andriamanitra"

dia tsy maintsy ravana

"dia tsy maintsy handray ny vatany horavaina"

tsy misy andriamani-kafa afaka manavotra tahaka izao

DH: "ny Andriamanitr'izy ireo ihany no afaka mamonjy tahaka izao"