plt_tn/dan/03/28.md

524 B

nandà ny baikoko izy ireo

Tsy mankato ny didin'ny mpanjaka izay voalaza fa tahaka ny hoe nakisak'izy ireo ara-batana hiala amin'izy ireo izany. DH: "Tsy niraharaha ny didiko izy ireo"

nahafoy ny vatany izy ireo

Io andian-teny io dia ilazana ny finiavan'ireo telolahy ho faty noho izay inoany. DH: "Vonona ny ho faty izy ireo"

hiankohoka

"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"

andriamanitra afa-tsy ny Andriamanitr'izy ireo

"andriamanitra hafa afa-tsy ny Andriamnitr'izy ireo."