# nandà ny baikoko izy ireo Tsy mankato ny didin'ny mpanjaka izay voalaza fa tahaka ny hoe nakisak'izy ireo ara-batana hiala amin'izy ireo izany. DH: "Tsy niraharaha ny didiko izy ireo" # nahafoy ny vatany izy ireo Io andian-teny io dia ilazana ny finiavan'ireo telolahy ho faty noho izay inoany. DH: "Vonona ny ho faty izy ireo" # hiankohoka "Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny" # andriamanitra afa-tsy ny Andriamanitr'izy ireo "andriamanitra hafa afa-tsy ny Andriamnitr'izy ireo."