plt_tn/dan/03/24.md

8 lines
352 B
Markdown

# Moa ve tsy natsipintsika nifatotra tao anaty afo izy telolahy
"Nanipy telolahy nifatotra tanaty afo isika, marina"
# Ny fanjelatry ny fahefatra dia tahaka ny zanak'ireo andriamanitra
Ninoana ho manjelatra tamin'ny fahazavana ireo andriamanitra. DH: "Ny lehilahy fahefatra dia manjelatry ny fahazavana tahaka fahazavan'ny zanak'ireo andriamanitra"