plt_tn/dan/03/24.md

352 B

Moa ve tsy natsipintsika nifatotra tao anaty afo izy telolahy

"Nanipy telolahy nifatotra tanaty afo isika, marina"

Ny fanjelatry ny fahefatra dia tahaka ny zanak'ireo andriamanitra

Ninoana ho manjelatra tamin'ny fahazavana ireo andriamanitra. DH: "Ny lehilahy fahefatra dia manjelatry ny fahazavana tahaka fahazavan'ny zanak'ireo andriamanitra"