plt_tn/dan/03/19.md

472 B

feno fahatezerana i Nebokadnezara

Tezitra mafy ny mpanjaka ka nolazaina fa nameno azy ny hatezerana. DH: "Tonga tezitra tanteraka i Nebokadnezara"

Nodidiany fa tokony hafanaina im-pito mahamay kokoa noho ny hafanany mahazatra ny lafaoro

Et ny hoe "im-pito mahamay kokoa" dia fomba fiteny izay midika fa natao tena mahamay indrindra izany. DH: "Nandidy ireo lehilahiny izy mba hanao ny lafaoro ho mahamay indrindra noho izay fanaovan'izy ireo azy amin'ny antonony."