plt_tn/dan/03/19.md

8 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# feno fahatezerana i Nebokadnezara
Tezitra mafy ny mpanjaka ka nolazaina fa nameno azy ny hatezerana. DH: "Tonga tezitra tanteraka i Nebokadnezara"
# Nodidiany fa tokony hafanaina im-pito mahamay kokoa noho ny hafanany mahazatra ny lafaoro
Et ny hoe "im-pito mahamay kokoa" dia fomba fiteny izay midika fa natao tena mahamay indrindra izany. DH: "Nandidy ireo lehilahiny izy mba hanao ny lafaoro ho mahamay indrindra noho izay fanaovan'izy ireo azy amin'ny antonony."