plt_tn/dan/03/16.md

671 B

lafaoro midedadeda

Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany.

eo an-tanako

Eto ny hoe "tanana" dia ilazana hery hanasazy. DH: "amin'ny fanasaziako"

Fa na tsy izany aza, dia aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa

"Nefa ry mpanjaka, tsy maintsy mampahafantatra anao izahay fa na tsy mamonjy anay aza ny Andriamanitray"

hiankohoka

"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"

sarivongana volamena izay efa natsanganao

Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay natsangan'ireo lehilahinao."