# lafaoro midedadeda Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany. # eo an-tanako Eto ny hoe "tanana" dia ilazana hery hanasazy. DH: "amin'ny fanasaziako" # Fa na tsy izany aza, dia aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa "Nefa ry mpanjaka, tsy maintsy mampahafantatra anao izahay fa na tsy mamonjy anay aza ny Andriamanitray" # hiankohoka "Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny" # sarivongana volamena izay efa natsanganao Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana izay natsangan'ireo lehilahinao."