plt_tn/dan/03/11.md

960 B

Na iza na iza tsy miondrika ka manompo, amin'izany fotoana izany mihitsy, dia hatsipy ao anaty lafaoro midedadeda

DH: "Ireo miaramila dia hanipy ao anatin'ny lafaoro midedadeda izay olona tsy miondrika sy manompo ny sarivongana"

miondrika

Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana"

lafaoro midedadeda

Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany.

raharaha

"asa" na "fandraharahana"

Sadraka... Mesaka ... Abednego

Ireo no anarana Babyloniana an'ireo naman'i Daniela Jiosy telo. Jereo ho eahoana no nandikanao azy ao amin'ny 1:6

tsy nihaino anao

"tsy mba nihaino anao"

miankohoka

"Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"

sarivongana volamena izay efa natsanganao

Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana volamena izay natsangan'ireo lehilahinao."