# Na iza na iza tsy miondrika ka manompo, amin'izany fotoana izany mihitsy, dia hatsipy ao anaty lafaoro midedadeda DH: "Ireo miaramila dia hanipy ao anatin'ny lafaoro midedadeda izay olona tsy miondrika sy manompo ny sarivongana" # miondrika Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana" # lafaoro midedadeda Inty dia efi-trano lehibe feno afo mahamay. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:6 izany. # raharaha "asa" na "fandraharahana" # Sadraka... Mesaka ... Abednego Ireo no anarana Babyloniana an'ireo naman'i Daniela Jiosy telo. Jereo ho eahoana no nandikanao azy ao amin'ny 1:6 # tsy nihaino anao "tsy mba nihaino anao" # miankohoka "Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny" # sarivongana volamena izay efa natsanganao Izay nataon'ireo lehilahin'i Nebokadnezara ireo izay nolazaina tahaka ny hoe i Nebokadnezara no nanao azy. DH: "Ny sarivongana volamena izay natsangan'ireo lehilahinao."