plt_tn/dan/02/39.md

12 lines
566 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela.
# hisy fanjakana hafa hitsangana
tao amin'ny nofin'ny mpanjaka ny fanjakany dia voalmena ka ny fanjakana ambany dia tokony ho volafotsy. DH: "fanjakana hafa, izay tamin'ny volafotsy, hitsangana" na "fanjakana hafa, izay naseho tamin'ny volafotsy amin'ny ampahan'ny sarivongana, dia hitsangana
# kanefa ny fanjakana varahina fahatelo
"kanefa fanjakana laharana fahatelo, izay tamin'ny varahina," na "dia hisy fanjakana hafa, izay naseho tamin'ny varahina amin'ny ampahan'ny sarivongana"