# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # hisy fanjakana hafa hitsangana tao amin'ny nofin'ny mpanjaka ny fanjakany dia voalmena ka ny fanjakana ambany dia tokony ho volafotsy. DH: "fanjakana hafa, izay tamin'ny volafotsy, hitsangana" na "fanjakana hafa, izay naseho tamin'ny volafotsy amin'ny ampahan'ny sarivongana, dia hitsangana # kanefa ny fanjakana varahina fahatelo "kanefa fanjakana laharana fahatelo, izay tamin'ny varahina," na "dia hisy fanjakana hafa, izay naseho tamin'ny varahina amin'ny ampahan'ny sarivongana"