plt_tn/dan/02/27.md

361 B

Ny zava-miafina izay nanontanian'ny mpanjaka..tsy amin'ny alalan'ireo mpanandro.

DH: "Ireo izay manam-pahendrena, ireo izay milaza fa miresaka amin'ny maty, ombiasy, ary mpanandro dia tsy afaka hanambara ny zava-miafina momba izay nanontanian'ny mpanjaka."

Ny zava-miafina izay nanontanian'ny mpanjaka

Io andian-teny io dia ilazana ny nofin'ny mpanjaka.