plt_tn/dan/02/27.md

8 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny zava-miafina izay nanontanian'ny mpanjaka..tsy amin'ny alalan'ireo mpanandro.
DH: "Ireo izay manam-pahendrena, ireo izay milaza fa miresaka amin'ny maty, ombiasy, ary mpanandro dia tsy afaka hanambara ny zava-miafina momba izay nanontanian'ny mpanjaka."
# Ny zava-miafina izay nanontanian'ny mpanjaka
Io andian-teny io dia ilazana ny nofin'ny mpanjaka.