plt_tn/dan/02/19.md

358 B

Tamin'io alina io dia nambara tamin'i Daniela tanaty fahitana ilay zava-miafina

DH: "Tamin'io alina io dia nambaran'Andriamanitra ilay zava-miafina."

ilay zava-miafina

Izany dia ilazana ny nofin'ny mpanjaka sy ny dikany.

Miderà ny anaran'Andriamanitra

Eto ny teny hoe "anarana" dia ilazana an'Andriamanitra ihany. DH: "Miderà an'Andriamanitra."