# Tamin'io alina io dia nambara tamin'i Daniela tanaty fahitana ilay zava-miafina DH: "Tamin'io alina io dia nambaran'Andriamanitra ilay zava-miafina." # ilay zava-miafina Izany dia ilazana ny nofin'ny mpanjaka sy ny dikany. # MiderĂ  ny anaran'Andriamanitra Eto ny teny hoe "anarana" dia ilazana an'Andriamanitra ihany. DH: "MiderĂ  an'Andriamanitra."