plt_tn/col/01/18.md

28 lines
837 B
Markdown

# Izy no lohany
"Jesosy Kristy, ilay Zanak'Andriamanitra, no lohany"
# Izy no lohan'ny vatana, sy ny fiangonana
Paoly dia miresaka ny toeran'i Jesosy amin'ny fiangonana toy ny hoe lohan'ny vatan'olombelona Izy. Tahaka ny maha-loha mitondra ny vatana, Jesosy ihany koa dia manapaka ny fiangonana.
# fiandohana
"ny fiandohan'ny fahefana." Izy no lehiben'ny mpanorina voalohany.
# teraka voalohany avy eo anivon'ireo maty
Jesosy no olona voalohany maty sy niverina avy tamin'ny fahafatesana, ary tsy maty intsony mandrakizay.
# Zanaka lahy
Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# tamin'ny alalan'ny ràn'ny hazo fijaliany
"amin'ny alalan'ny ràn'i Jesosy nikoriana teo amin'ny hazofijaliana"
# ny ràn'ny hazo fijaliany
Eto ny hoe: "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana.