# Izy no lohany "Jesosy Kristy, ilay Zanak'Andriamanitra, no lohany" # Izy no lohan'ny vatana, sy ny fiangonana Paoly dia miresaka ny toeran'i Jesosy amin'ny fiangonana toy ny hoe lohan'ny vatan'olombelona Izy. Tahaka ny maha-loha mitondra ny vatana, Jesosy ihany koa dia manapaka ny fiangonana. # fiandohana "ny fiandohan'ny fahefana." Izy no lehiben'ny mpanorina voalohany. # teraka voalohany avy eo anivon'ireo maty Jesosy no olona voalohany maty sy niverina avy tamin'ny fahafatesana, ary tsy maty intsony mandrakizay. # Zanaka lahy Fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. # tamin'ny alalan'ny ràn'ny hazo fijaliany "amin'ny alalan'ny ràn'i Jesosy nikoriana teo amin'ny hazofijaliana" # ny ràn'ny hazo fijaliany Eto ny hoe: "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana.