plt_tn/amo/09/14.md

8 lines
281 B
Markdown

# Tsy hihongotra eo amin'ny tany izy ireo
DH: "tsy hisy na dia iray aza ahaongotra azy ireo amin'ny tany intsony", "hipetraka eo amin'ny tany mandrakizay tahakan'ny voly izay efa natao tsy hiongotra izy ireo"
# Mihongotra
Misintona ny voly ary manala azy hivoaka ivelan'ny tany