plt_tn/amo/09/14.md

281 B

Tsy hihongotra eo amin'ny tany izy ireo

DH: "tsy hisy na dia iray aza ahaongotra azy ireo amin'ny tany intsony", "hipetraka eo amin'ny tany mandrakizay tahakan'ny voly izay efa natao tsy hiongotra izy ireo"

Mihongotra

Misintona ny voly ary manala azy hivoaka ivelan'ny tany