plt_tn/amo/09/13.md

345 B

Indro

Manome ny mpamaky izay zavatra tsy ampoizina ho lazainy ny mpanoratra. Tokony hanana fomba fiteny hanaovana izany ianao.

Ireo tendrombohitra dia hampiboiboika divay mamy, ary ireo havoana rehetra dia hikoriana miaraka amin'izany

Amin'ny ankapobeny dia manasongadina zavatra mitovy izy roa ireto izay midika fa hamokatra be ny tany.