plt_tn/amo/09/13.md

8 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
Manome ny mpamaky izay zavatra tsy ampoizina ho lazainy ny mpanoratra. Tokony hanana fomba fiteny hanaovana izany ianao.
# Ireo tendrombohitra dia hampiboiboika divay mamy, ary ireo havoana rehetra dia hikoriana miaraka amin'izany
Amin'ny ankapobeny dia manasongadina zavatra mitovy izy roa ireto izay midika fa hamokatra be ny tany.