plt_tn/amo/09/09.md

450 B

Ny olona manivana vary amin'ny sivana, mba tsy hilatsahan'ny vatokely amin'ny tany

Maneho ny sarin'ny voam-bary miparitaka anaty sivana ka miala ireo vato. Misy manao ny dikan-teny hoe: "tsy ny vatokely no hiparitaka" izay midika fa tsy hiparitaka amin'ny fitaovana tsy ilaina ny voam-bary tsara fa amin'ny sivana.

Sivana

Velarana misy lavaka kely be dia be izay mamela ireo zavatra kely handeha ary miazona ireo zavatra lehibe tsy hiparitaka