plt_tn/amo/09/09.md

8 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny olona manivana vary amin'ny sivana, mba tsy hilatsahan'ny vatokely amin'ny tany
Maneho ny sarin'ny voam-bary miparitaka anaty sivana ka miala ireo vato. Misy manao ny dikan-teny hoe: "tsy ny vatokely no hiparitaka" izay midika fa tsy hiparitaka amin'ny fitaovana tsy ilaina ny voam-bary tsara fa amin'ny sivana.
# Sivana
Velarana misy lavaka kely be dia be izay mamela ireo zavatra kely handeha ary miazona ireo zavatra lehibe tsy hiparitaka