plt_tn/amo/08/11.md

787 B

Fanambaran'ny Tompo Yaveh

Adikao tahakan'ny nataonao ao amin'ny 3:13 ity.

Hivembena izy ireo ... hiazakazaka izy ireo

Handeha tongotra miadana ny sasany ary mihareraka, sahalan'ny olona refona, ary ireo sasany teo sy ny ireo nandeha haingana.

erakin'ny ranomasina izy ireo; dia hiazakazaka avy any avaratra ka hatrany atsinanana mba hitady ny teny

Ireo mety ho heviny dia: 1) jereo UDB, na 2) "avy amin'ny ranomasina mankany amin'ny ranomasina ary avy avaratra mankany atsinana. Hiazakazaka manerana izao tontolo izao izy ireo."

Erakin'ny ranomasina izy ireo; dia hiazakazaka avy any avaratra ka hatrany atsinanana

Ho an'ny olona mitsangana ao Betela, mety ho boribory izany: Ranomasina maty (atsimo) mankany amin'ny Mediteraniana (andrefana) amin'ny ranomasina avaratra.