# Fanambaran'ny Tompo Yaveh Adikao tahakan'ny nataonao ao amin'ny 3:13 ity. # Hivembena izy ireo ... hiazakazaka izy ireo Handeha tongotra miadana ny sasany ary mihareraka, sahalan'ny olona refona, ary ireo sasany teo sy ny ireo nandeha haingana. # erakin'ny ranomasina izy ireo; dia hiazakazaka avy any avaratra ka hatrany atsinanana mba hitady ny teny Ireo mety ho heviny dia: 1) jereo UDB, na 2) "avy amin'ny ranomasina mankany amin'ny ranomasina ary avy avaratra mankany atsinana. Hiazakazaka manerana izao tontolo izao izy ireo." # Erakin'ny ranomasina izy ireo; dia hiazakazaka avy any avaratra ka hatrany atsinanana Ho an'ny olona mitsangana ao Betela, mety ho boribory izany: Ranomasina maty (atsimo) mankany amin'ny Mediteraniana (andrefana) amin'ny ranomasina avaratra.