plt_tn/amo/07/10.md

12 lines
401 B
Markdown

# Ny mpisorona
Ireo mety ho heviny dia: 1) Mpisorona irery tao Betela i Amazia na 2) Lohan'ny mpisorona tao Betela i Amazia.
# Efa nitetika hanohitra anao eo anivon'ny taranak'Israely i Amosa
DH: "Nanitsy teto amin' ny tanin'Israely i Amosa, ary nitetika ny hanao zavatra ratsy aminareo"
# Tsy zakan'ny tany ireo teniny rehetra
"Nino azy ny vahoaka rehefa nanao zavatra animbana ny firenena izy"