# Ny mpisorona Ireo mety ho heviny dia: 1) Mpisorona irery tao Betela i Amazia na 2) Lohan'ny mpisorona tao Betela i Amazia. # Efa nitetika hanohitra anao eo anivon'ny taranak'Israely i Amosa DH: "Nanitsy teto amin' ny tanin'Israely i Amosa, ary nitetika ny hanao zavatra ratsy aminareo" # Tsy zakan'ny tany ireo teniny rehetra "Nino azy ny vahoaka rehefa nanao zavatra animbana ny firenena izy"