plt_tn/amo/06/14.md

369 B

Indro

DH: "henoy" na "tandremo tsara izay lazaiko aminareo."

Fanambaran'ny Tompo Yaveh

Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 3:13 ity.

Ao Lebo-hamata hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Araba

DH: "avy any amin'ny sisiny avaratra amin'ny firenenareo hatrany amin'ny sisny atsimo"

Lohasahan-driaka

Renirano kely mikoriana irery mandritra ny fahavaratra.