# Indro DH: "henoy" na "tandremo tsara izay lazaiko aminareo." # Fanambaran'ny Tompo Yaveh Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 3:13 ity. # Ao Lebo-hamata hatrany amin'ny lohasahan-driakan'i Araba DH: "avy any amin'ny sisiny avaratra amin'ny firenenareo hatrany amin'ny sisny atsimo" # Lohasahan-driaka Renirano kely mikoriana irery mandritra ny fahavaratra.