plt_tn/amo/06/11.md

695 B

Indro

"Henoy" na "Tandremo tsara izay lazaiko aminareo."

Ho torotoro ny trano lehibe ary ho potipotika ny trano kely

Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Azo oharina amin'ny trano rehetra ny fifanoherana eo amin'ny "trano lahibe" sy ny "trano kely". Ireo mety ho heviny dia: 1) Nandidy ireo hafa mba hanimba ny sasany amin'ireo trano i Yaveh na 2) Yaveh tenany mihitsy no Nanome baiko mba hanimbana ireo trano.

Ho torotoro ny trano lehibe

DH: "ho potipotehan'ny fahavalo ho singa ny trano lehibe"

torotoro ... potipotika

Afaka mampiasa teny na andian-teny mitovy amin'izy ireo roa ireo ianareo .

ho potipotika ny trano kely

DH: "Ho potipotehhina ho kely ny trano kely"