plt_tn/amo/06/11.md

20 lines
695 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Indro
"Henoy" na "Tandremo tsara izay lazaiko aminareo."
# Ho torotoro ny trano lehibe ary ho potipotika ny trano kely
Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Azo oharina amin'ny trano rehetra ny fifanoherana eo amin'ny "trano lahibe" sy ny "trano kely". Ireo mety ho heviny dia: 1) Nandidy ireo hafa mba hanimba ny sasany amin'ireo trano i Yaveh na 2) Yaveh tenany mihitsy no Nanome baiko mba hanimbana ireo trano.
# Ho torotoro ny trano lehibe
DH: "ho potipotehan'ny fahavalo ho singa ny trano lehibe"
# torotoro ... potipotika
Afaka mampiasa teny na andian-teny mitovy amin'izy ireo roa ireo ianareo .
# ho potipotika ny trano kely
DH: "Ho potipotehhina ho kely ny trano kely"