plt_tn/amo/05/18.md

394 B

Nahoana ianareo no maniry ny andron'i Yaveh?

DH: "Tsy tokony haniry ny andron'i Yaveh ianareo!"

Ho fahamaizinana izany ary tsy hisy hazavana

"Zavatra ratsy, tsy tsara, hitranga amin'izany andro izany"

Moa ve ny andron'i Yaveh tsy aizina fa tsy hazavana?

DH: "Ho fahamaizinana fa tsy fahazavana ny andron'i Yaveh!" na "Zavatra ratsy, tsy tsara, mety hitranga amin'ny andron'i Yaveh!"