plt_tn/amo/05/18.md

12 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nahoana ianareo no maniry ny andron'i Yaveh?
DH: "Tsy tokony haniry ny andron'i Yaveh ianareo!"
# Ho fahamaizinana izany ary tsy hisy hazavana
"Zavatra ratsy, tsy tsara, hitranga amin'izany andro izany"
# Moa ve ny andron'i Yaveh tsy aizina fa tsy hazavana?
DH: "Ho fahamaizinana fa tsy fahazavana ny andron'i Yaveh!" na "Zavatra ratsy, tsy tsara, mety hitranga amin'ny andron'i Yaveh!"