plt_tn/amo/05/06.md

16 lines
503 B
Markdown

# Raha tsy izany dia hivoaka toy ny afo izy
"Lasa tahakan'ny afo izay mivoaka tsimoramora ary manimba ny ankamaroan'ny zavatra izy"
# Hamadika ny rariny ho zava-mangidy ary hanipy ny fahamarinana amin'ny tany
Miantso ny zavatra marina ary mamadika ny zavatra tsara ho tsinotsinona
# Hamadika ny rariny ho zava-mangidy
na "manolana ny marina" na "aza manao ny marina fa milaza ny marina"
# Hanipy ny fahamarinana amin'ny tany
na "mamadika ny fahamarinana ho toy ny tsisy dikany tahakan'ny vovoka"