plt_tn/amo/05/06.md

503 B

Raha tsy izany dia hivoaka toy ny afo izy

"Lasa tahakan'ny afo izay mivoaka tsimoramora ary manimba ny ankamaroan'ny zavatra izy"

Hamadika ny rariny ho zava-mangidy ary hanipy ny fahamarinana amin'ny tany

Miantso ny zavatra marina ary mamadika ny zavatra tsara ho tsinotsinona

Hamadika ny rariny ho zava-mangidy

na "manolana ny marina" na "aza manao ny marina fa milaza ny marina"

Hanipy ny fahamarinana amin'ny tany

na "mamadika ny fahamarinana ho toy ny tsisy dikany tahakan'ny vovoka"