plt_tn/amo/04/03.md

654 B

Vaky eo amin'ny mandan'ny tanàna

Toerana izay namakian'ny fahavalo ny rindrina ao amin'ny tanàna mba ahafany miditra

Hatsipy any ivelany mankany Harmona ianareo

"Hanipy anareo any ivelan'ny Harmona izy ireo" na "hanery anareo hiala ny tanàna ireo fahavalonareo ary handeha ivelan'i Harmona"

Harmona

Mety ilay anaran-tanana izay tsy fantantsika izany. Na oharina amin'ny tendrombohitr'i Harmona izany, ary izany no dikany amin'ny dakan-teny taty aoriana.

Izany no fanambaran'i Yaveh

Nampiasaina mba ahitana izay zavatra nolazain'Andriamanitra mahakasika marina ny hiseho ity andian-teny ity. Adikao tahakan'ny amin'ny 2:11 ity teny ity.