plt_tn/amo/04/03.md

16 lines
654 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Vaky eo amin'ny mandan'ny tanàna
Toerana izay namakian'ny fahavalo ny rindrina ao amin'ny tanàna mba ahafany miditra
# Hatsipy any ivelany mankany Harmona ianareo
"Hanipy anareo any ivelan'ny Harmona izy ireo" na "hanery anareo hiala ny tanàna ireo fahavalonareo ary handeha ivelan'i Harmona"
# Harmona
Mety ilay anaran-tanana izay tsy fantantsika izany. Na oharina amin'ny tendrombohitr'i Harmona izany, ary izany no dikany amin'ny dakan-teny taty aoriana.
# Izany no fanambaran'i Yaveh
Nampiasaina mba ahitana izay zavatra nolazain'Andriamanitra mahakasika marina ny hiseho ity andian-teny ity. Adikao tahakan'ny amin'ny 2:11 ity teny ity.