plt_tn/amo/02/15.md

509 B

Tsy ahatsangana ny mpandefa tsipika

"Hitsoaka ny mpitana ny tsipika"

Tsy ho afa-mandositra ny mpihazakazaka aingam-pandeha

"Ho tratra ny mpihazakazaka aingam-pandeha"

tsy hahavonjy ny tenany ny mpitaingin-tsoavaly

"Ho faty ny mpitaingin- tsoavaly"

handositra mitanjaka

Ireo mety ho heviny dia 1) "mitsaoka tsy misy fitaovam-piadiana" na 2) "mitsaoka tsy manao akanjo."

Fanambaran'i Yaveh

Adikao amin'ny dikan-teny mitovy ireto teny ireto na aiza na aiza hipotranizy ireo amin'ity boky ity.