# Tsy ahatsangana ny mpandefa tsipika "Hitsoaka ny mpitana ny tsipika" # Tsy ho afa-mandositra ny mpihazakazaka aingam-pandeha "Ho tratra ny mpihazakazaka aingam-pandeha" # tsy hahavonjy ny tenany ny mpitaingin-tsoavaly "Ho faty ny mpitaingin- tsoavaly" # handositra mitanjaka Ireo mety ho heviny dia 1) "mitsaoka tsy misy fitaovam-piadiana" na 2) "mitsaoka tsy manao akanjo." # Fanambaran'i Yaveh Adikao amin'ny dikan-teny mitovy ireto teny ireto na aiza na aiza hipotranizy ireo amin'ity boky ity.