plt_tn/amo/02/04.md

12 lines
358 B
Markdown

# Noho ireo fahotana telo ... na efatra aza, dia tsy hanala ny famaizana Aho
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:3.
# Laingan'izy ireo
Azo antoka tokoa eto fa midika hoe: "andriamanitra tsy izy " na " Sampy" izany teny izany.
# Nampandeha ... lalan-diso
Lazaina fa mpanompo sampy ny olona izay mandeha miankohoka anoloan'io andriamanitra tsy izy io.