plt_tn/amo/02/04.md

358 B

Noho ireo fahotana telo ... na efatra aza, dia tsy hanala ny famaizana Aho

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:3.

Laingan'izy ireo

Azo antoka tokoa eto fa midika hoe: "andriamanitra tsy izy " na " Sampy" izany teny izany.

Nampandeha ... lalan-diso

Lazaina fa mpanompo sampy ny olona izay mandeha miankohoka anoloan'io andriamanitra tsy izy io.