plt_tn/amo/01/08.md

519 B

Ho ataoko ringana

Eto ny hoe "aringana" dia azo adika koa hoe "simbaina" na "ariana."

Ilay lehilahy izay monina ao Asdoda

Amin'ny dikan-teny taty aoriana ny hevitr'izany, "Ny olona izay miaina ao Asdoda." Ny teny hoe "ilay olona" mazàna dia heverina hoe ny mpanjaka.

ilay lehilahy izay mitazona ny tehim-panjakana avy any Askelona

Everina ho mitovy amin'ilay lehilahy izay miaina ao Asdoda raha atao amin'ny dikan-teny taty aoriana.

Hanohitra an'i Ekrona ny tanako

Na "hiady hanohitra an'i Ekrona Aho"