# Ho ataoko ringana Eto ny hoe "aringana" dia azo adika koa hoe "simbaina" na "ariana." # Ilay lehilahy izay monina ao Asdoda Amin'ny dikan-teny taty aoriana ny hevitr'izany, "Ny olona izay miaina ao Asdoda." Ny teny hoe "ilay olona" mazàna dia heverina hoe ny mpanjaka. # ilay lehilahy izay mitazona ny tehim-panjakana avy any Askelona Everina ho mitovy amin'ilay lehilahy izay miaina ao Asdoda raha atao amin'ny dikan-teny taty aoriana. # Hanohitra an'i Ekrona ny tanako Na "hiady hanohitra an'i Ekrona Aho"