plt_tn/amo/01/01.md

619 B

Ireto zavatra ... noraisin'i Amosa ... tao amin'ny fanambarana

Azon'i Amosa ny zavatra rehetra izay itany na reny avy amin'Andriamanitra.

Hierona avy any Ziona i Yaveh; hampiakatra ny feony avy any Jerosalema Izy

Mitovy hevitra ireto teny roa ireto. Asongadin'izy ireo miaraka fa nanao feom-pifaliana tahakan'ny anomanany ny fitsarana ny firenena i Yaveh.

Hierona i Yaveh

tahaka 1) ny liona na 2) ny kotroka

Yaveh

Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.