# Ireto zavatra ... noraisin'i Amosa ... tao amin'ny fanambarana Azon'i Amosa ny zavatra rehetra izay itany na reny avy amin'Andriamanitra. # Hierona avy any Ziona i Yaveh; hampiakatra ny feony avy any Jerosalema Izy Mitovy hevitra ireto teny roa ireto. Asongadin'izy ireo miaraka fa nanao feom-pifaliana tahakan'ny anomanany ny fitsarana ny firenena i Yaveh. # Hierona i Yaveh tahaka 1) ny liona na 2) ny kotroka # Yaveh Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo hoe ahoana fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.